Kapitola 18 : Verš 34
Ary nihamafy ny ady tamin’ izany andro izany; ary ny mpanjakan’ ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin’ ny kalesiny tandrifin’ ny Syriana mandra-paharivan’ ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy.