Logo

Webible

//
41. Koa ankehitriny mitsangàna, ry Jeho...

2 Chronicles

Kapitola 6 : Verš 41

41 / 42

Koa ankehitriny mitsangàna, ry Jehovah Andriamanitra ô, ho amin’ ny fitsaharanao, dia Hianao sy ny fiaran’ ny herinao; aoka ny mpisoronao hitafy famonjena, Jehovah Andriamanitra ô, ary aoka ny olonao masìna hifaly amin’ ny soa.