Logo

Webible

//
30. Ary rehefa niverina Joaba avy nanen...

2 Samuel

Kapitola 2 : Verš 30

30 / 32

Ary rehefa niverina Joaba avy nanenjika an’ i Abnera, dia novoriny ny olona rehetra, ary sivy ambin’ ny folo lahy ihany mbamin’ i Asahela no tsy teo ny mpanompon’ i Davida.