Logo

Webible

//
31. satria Izy efa nanendry andro iray,...

Acts

Kapitola 17 : Verš 31

31 / 34

satria Izy efa nanendry andro iray, izay hitsarany izao tontolo izao amin’ ny fahamarinana amin’ ny alalan’ ny Lehilahy iray voatendriny, koa efa nanome vavolombelona hampino ny olona rehetra izany Izy tamin’ ny nananganany Azy tamin’ ny maty.