Kapitola 23 : Verš 4
Ary izay nitsangana teo dia nanao hoe: Tevatevainao va ny mpisoronaben’ Andriamanitra?