Logo

Webible

//
7. Ary haoriko ny fanekeko ho amiko sy...

Genesis

Kapitola 17 : Verš 7

7 / 27

Ary haoriko ny fanekeko ho amiko sy ho aminao mbamin’ ny taranakao mandimby anao hatramin’ ny taranaka fara mandimby, ho fanekena mandrakizay, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao mandimby anao Aho.