Logo

Webible

//
1. Raha niteny Efraima, dia nampangoro...

Hosea

Kapitola 13 : Verš 1

1 / 15

Raha niteny Efraima, dia nampangorohoro, ka nisandratra tao amin’ ny Isiraely izy. Dia nanota ny amin’ i Bala izy ka maty;