Logo

Webible

//
20. Koa izao no lazain’ i Jehovah Tompo...

Jeremiah

Kapitola 7 : Verš 20

20 / 34

Koa izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Indro, ny fahatezerako sy ny fahavinirako haidina amin’ ity tany ity, dia amin’ ny olona sy ny biby fiompy sy ny hazo any an-tsaha ary ny vokatry ny tany; Dia hirehitra izany ka tsy hovonoina.