Logo

Webible

//
17. Nahoana no tsy nohaninareo teo amin...

Leviticus

Kapitola 10 : Verš 17

17 / 20

Nahoana no tsy nohaninareo teo amin’ ny fitoerana masìna ny fanatitra noho ny ota? fa masìna dia masìna izany, ary efa nomeny anareo izy hitondranareo ny heloky ny fiangonana, hanaovana fanavotana ho azy eo anatrehan’ i Jehovah.