Logo

Webible

//
40. Koa tahaka ny anangonana ny tsimpar...

Matthew

Kapitola 13 : Verš 40

40 / 58

Koa tahaka ny anangonana ny tsimparifary sy andoroana azy amin’ ny afo, dia toy izany no hatao amin’ ny fahataperan’ izao tontolo izao.