Logo

Webible

//
23. koa ny voninahitr’ Andriamanitra ts...

Romans

Kapitola 1 : Verš 23

23 / 32

koa ny voninahitr’ Andriamanitra tsy mety lò dia nosoloany zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lò sy ny vorona sy ny biby manan-tongotra efatra ary ny zavatra mandady sy mikisaka.