Logo

Webible

//
23. dia mihainoa any an-danitra Hianao,...

2 Chronicles

Kapitel 6 : Vers 23

23 / 42

dia mihainoa any an-danitra Hianao, ka manaova, ary mitsarà ny mpanomponao, hamaly ny ratsy fanahy ka hampitsingerina ny nataony ho amin’ ny lohany, ary hanamarina ny marina kosa ka hanome azy araka ny fahamarinany.