Logo

Webible

//
10. Ary nony tamin’ ny andro fahatelo a...

2 Chronicles

Kapitel 7 : Vers 10

10 / 22

Ary nony tamin’ ny andro fahatelo amby roa-polo tamin’ ny volana fahafito dia nampodiny ho Eny an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon’ i Jehovah tamin’ i Davida sy Solomona ary ny Isiraely olony.