Kapitel 8 : Vers 16
Toy izany no nanamboaran’ i Solomona ny asa rehetra nataony hatramin’ ny andro nanorenany ny tranon’ i Jehovah ka ambara-pahavitany; ka dia vita tsara ny tranon’ i Jehovah.