Kapitel 9 : Vers 12
Fa hoy ireo: Lainga foana izany; fa ambarao aminay. Dia hoy izy: Izao ka izao no nolazainy tamiko: Izao ny lazain’ i Jehovah: Efa nanosotra anao ho mpanjakan’ ny Isiraely Aho.