Kapitel 9 : Vers 16
Dia niakatra teo amin’ ny kalesy Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran’ i Jorama. Ary Ahazia, mpanjakan’ ny Joda, efa nidina hamangy an’ i Jorama.