Kapitel 2 : Vers 22
Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: “Ny amboa miverina indray amin’ ny loany”, ary: “Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”