Logo

Webible

//
3. Ary nataony teo amin’ ny sariety va...

2 Samuel

Kapitel 6 : Vers 3

3 / 23

Ary nataony teo amin’ ny sariety vaovao ny fiaran’ Andriamanitra ka nentiny avy tao an-tranon’ i Abinadaba teo an-kavoana; ary Oza sy Ahio, zanak’ i Abinadaba, no nampandeha ny sariety vaovao.