Logo

Webible

//
11. Ary, indro, ankehitriny ny tanan’ n...

Acts

Kapitel 13 : Vers 11

11 / 52

Ary, indro, ankehitriny ny tanan’ ny Tompo hamely an’ ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia latsaka tao aminy niaraka tamin’ izay ny mampanjambena sy ny aizina, ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.