Logo

Webible

//
5. Ary hoy Mosesy tamin’ i Farao: Aoka...

Exodus

Kapitel 8 : Vers 5

5 / 28

Ary hoy Mosesy tamin’ i Farao: Aoka hiseho ny voninahitrao noho izay hataoko; rahoviana no hangatahako ho anao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, hanesorana ny sahona aminao sy amin’ ny tranonao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy?