Logo

Webible

//
16. Koa lazao hoe: Izao no lazain’ i Je...

Ezekiel

Kapitel 11 : Vers 16

16 / 25

Koa lazao hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Na dia nampandehaniko lavitra any amin’ ny jentilisa aza izy ka naeliko tany amin’ ny tany maro, dia ho fitoerana masìna ho azy vetivety Aho any amin’ ny tany izay alehany.