Logo

Webible

//
12. Izao no lalàna amin’ ny trano: Ho m...

Ezekiel

Kapitel 43 : Vers 12

12 / 27

Izao no lalàna amin’ ny trano: Ho masìna dia ho masìna avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon’ ny tendrombohitra. Eny, izany no lalana amin’ ny trano.