Logo

Webible

//
32. Dia niditra tao an-trano ralehilahy...

Genesis

Kapitel 24 : Vers 32

32 / 67

Dia niditra tao an-trano ralehilahy; ary Labana dia namaha ny entana tamin’ ny rameva ka nanome mololo sy vilona ho an’ ny rameva ary rano hanasana ny tongo-dralehilahy sy ny tongotry ny olona izay nomba azy.