Logo

Webible

//
1. Voaloboka misandrahaka Isiraely, ma...

Hosea

Kapitel 10 : Vers 1

1 / 15

Voaloboka misandrahaka Isiraely, mamoa ho azy izy; Araka ny habetsahan’ ny voany no nanaovany alitara betsaka, araka ny hatsaran’ ny taniny no nanaovany tsangam-baton-tsampy tsara tarehy.