Logo

Webible

//
4. ka lazao aminy hoe: Mitandrema, ka ...

Isaiah

Kapitel 7 : Vers 4

4 / 25

ka lazao aminy hoe: Mitandrema, ka aza taitaitra foana; Aza matahotra, ary aoka tsy ho ketraka ny fonao Noho ireto tapa-porohana roa midonaka ireto, Dia ny firehetan’ ny fahatezeran-dRezina sy Syria ary ny zanak’ i Remalia.