Logo

Webible

//
5. Tsy hisy olona hahajanona eo anoloa...

Joshua

Kapitel 1 : Vers 5

5 / 18

Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin’ ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an’ i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho.