Logo

Webible

//
20. Jehovah ô, jereo ka izahao ny amin’...

Lamentations

Kapitel 2 : Vers 20

20 / 22

Jehovah ô, jereo ka izahao ny amin’ ny olona izay nanaovanao izany. Ny vehivavy va hihinana ny ateraky na kibony, dia ny zanany madinika trotroiny? Hovonoina ao amin’ ny fitoera-masin’ i Jehovah va ny mpisorona sy ny mpaminany?