Logo

Webible

//
26. Ny fandriana rehetra andriany amin’...

Leviticus

Kapitel 15 : Vers 26

26 / 33

Ny fandriana rehetra andriany amin’ ny andron’ ny fahalotoany rehetra dia hataony tahaka ny fandriana nandriany tamin’ ny andro fahalotoany; ary izay rehetra ipetrahany dia haloto koa tahaka ny fahalotoany amin’ ny fadim-bolany.