Logo

Webible

//
2. Mitenena amin’ i Arona sy ny zanany...

Leviticus

Kapitel 22 : Vers 2

2 / 33

Mitenena amin’ i Arona sy ny zanany mba hitandremany ny amin’ ny tsy hanakekeny ny zava-masìna izay hamasinin’ ny Zanak’ Isiraely ho Ahy tsy hanamavoany ny anarako masìna: Izaho no Jehovah.