Logo

Webible

//
10. Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely h...

Leviticus

Kapitel 23 : Vers 10

10 / 44

Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin’ ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any, dia mitondrà amboara iray amin’ ny voaloham-bokatrareo ho any amin’ ny mpisorona ianareo;