Logo

Webible

//
21. Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ...

Leviticus

Kapitel 26 : Vers 21

21 / 46

Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo.