Logo

Webible

//
18. Fa raha misy manamasìna ny taniny a...

Leviticus

Kapitel 27 : Vers 18

18 / 34

Fa raha misy manamasìna ny taniny ao aorian’ ny Jobily, dia holazain’ ny mpisorona aminy ny vola araka ny taona sisa, dia hatramin’ ny taona Jobily, ary hahena araka izany no hanaovanao ny tombany.