Logo

Webible

//
8. Ary hametraka ny tànany amin’ ny lo...

Leviticus

Kapitel 3 : Vers 8

8 / 17

Ary hametraka ny tànany amin’ ny lohan’ ny fanatiny izy, dia hamono azy eo anoloan’ ny trano-lay fihaonana; ary ireo zanak’ i Arona hanopy ny rà manodidina amin’ ny lafin’ ny alitara.