Logo

Webible

//
14. Ary nentiny nanatona koa ny vantotr...

Leviticus

Kapitel 8 : Vers 14

14 / 36

Ary nentiny nanatona koa ny vantotr’ ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota; ary Arona sy ny zanany nametraka ny tànany tamin’ ny lohan’ ny vantotr’ ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota.