Logo

Webible

//
14. Ary nisy miaramila koa nanontany az...

Luke

Kapitel 3 : Vers 14

14 / 38

Ary nisy miaramila koa nanontany azy ka nanao hoe: Ary inona kosa no mba hataonay? Dia hoy izy taminy: Aza mitohatoha foana amin’ olona, ary aza miampanga lainga, ary mianina amin’ ny karamanareo.