Logo

Webible

//
1. Ary tamin’ ny Sabata anankiray dia ...

Luke

Kapitel 6 : Vers 1

1 / 49

Ary tamin’ ny Sabata anankiray dia nandeha namaky ny tanimbary Jesosy, ary ny mpianany nanoty ny salohim-bary, ka rehefa nokosokosohiny tamin’ ny tànany, dia nohaniny.