Logo

Webible

//
6. dia nanao taminy hoe: Raha Zanak’ A...

Matthew

Kapitel 4 : Vers 6

6 / 25

dia nanao taminy hoe: Raha Zanak’ Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran’ ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin’ ny vato ny tongotrao.