Logo

Webible

//
31. Fa ny tenin’ i Jehovah no nohamavoi...

Numbers

Kapitel 15 : Vers 31

31 / 41

Fa ny tenin’ i Jehovah no nohamavoiny, ary ny lalàny no nodikainy, dia hofongorana tokoa izany olona izany; ny helony dia ho aminy ihany.