Logo

Webible

//
20. Fa inona no laza, raha tàhiny kapoh...

1 Peter

Kapitel 2 : Vers 20

20 / 25

Fa inona no laza, raha tàhiny kapohina noho ny fahadisoana ianareo ka mandefitra amin’ izany? Fa raha tàhiny manao soa kosa ianareo ka mitondra fahoriana sy mandefitra, dia izany no sitrak’ Andriamanitra.