Kapitel 16 : Vers 13
Ary nony nandeha teny an-dalana Davida sy ny olony, dia nandeha tamin’ ny ilan’ ny havoana tandrifiny kosa Simey ka nanozona teny am-pandehanana sady nitora-bato nanandrify azy sy namafy vovoka.