Logo

Webible

//
16. Ary Jisbibenoba, izay isan’ ny tara...

2 Samuel

Kapitel 21 : Vers 16

16 / 22

Ary Jisbibenoba, izay isan’ ny taranaky ny Refaïta (ny lanjan’ ny lefony dia varahina telon-jato sekely), dia nitondra fiadiana vaovao ka nikasa hahafaty an’ i Davida.