Logo

Webible

//
8. Ary nanao ny efi-trano masìna indri...

2 Chronicles

Kapitel 3 : Vers 8

8 / 17

Ary nanao ny efi-trano masìna indrindra izy: ny lavany dia roa-polo hakiho mifanerana amin’ ny sakan’ ny trano, ary roa-polo hakiho koa ny sakany; ary nopetahany takela-bolamena tsara talenta enin-jato izy