Kapitel 9 : Vers 31
Ary Solomona lasa nodimandry any amin’ ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan’ i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.