Logo

Webible

//
37. Raha misy olona mangalatra omby, na...

Exodus

Kapitel 21 : Vers 37

37 / 37

Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ ny omby iray izy ary ondry na osy efatra ho solon’ ny ondry na osy iray.