Kapitel 21 : Vers 4
Raha manome vady azy ny tompony, ka miteraka zazalahy na zazavavy aminy izy, dia ho an’ ny tompony ihany ny vadiny sy ny zanany, fa izy irery ihany no hiala.