Logo

Webible

//
25. Ary hanao fanekem-pihavanana aminy ...

Ezekiel

Kapitel 34 : Vers 25

25 / 31

Ary hanao fanekem-pihavanana aminy Aho ka hampiala ny biby masiaka tsy ho eo amin’ ny tany intsony, dia handry fahizay izy na dia any an-efitra aza, sady hatory na dia any anaty ala aza.