Logo

Webible

//
58. Ary ny fitafiana, na izay ho an’ ny...

Leviticus

Kapitel 13 : Vers 58

58 / 59

Ary ny fitafiana, na izay ho an’ ny tenany, na izay ho fahany, na izay zavatra natao tamin’ ny hoditra, izay hosasanao, raha afaka taminy ny aretina, dia hosasana fanindroany izy ka hadio.