Logo

Webible

//
13. Ary samy asio sira ny fanatitra hoh...

Leviticus

Kapitel 2 : Vers 13

13 / 16

Ary samy asio sira ny fanatitra hohaninao rehetra; ary ny siran’ ny faneken’ Andriamanitrao dia aza atsahatra amin’ ny fanatitra hohaninao; fa manatera sira miaraka amin’ ny fanatitrao rehetra.