Logo

Webible

//
12. Ary aoka tsy hivoaka avy amin’ ny f...

Leviticus

Kapitel 21 : Vers 12

12 / 24

Ary aoka tsy hivoaka avy amin’ ny fitoerana masìna izy, na handoto ny fitoera-masin’ Andriamaniny; fa ny diademany, dia ny diloilo fanosoran’ Andriamaniny azy, no eo an-dohany: Izaho no Jehovah.