Logo

Webible

//
43. Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mito...

Luke

Kapitel 4 : Vers 43

43 / 44

Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra any amin’ ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.